Tsiambaratelo (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy atoroko, tsy alazalazako anao
Raha te-hahalala izany
Anontanio io kintana sisa cuncjq mitsilopy io

Indray maraina knqryj tomaratra izay
Ny volana mbola teny tmvwqfxn ho eny
Ny vorona kosa faly
D’injay mikalo miatsinana any
Tamin’izay sendra nandalo
Olona iray tsy tononkira.serasera.org hohadinoiko

Io no tsiambaratelo
Tsiambaratelo
Tsy natoro, tsy nolazalazaiko anao
Hany mba mahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io

Indray maraina tomaratra izay
Ny volana mbola teny ho eny
Ny vorona kosa faly
D’injay mikalo miatsinana any
Tamin’izay sendra nandalo
Olona iray tsy hohadinoiko

Io no tsiambaratelo
Tiambaratelo
Tsy natoro, tsy nolazalazaiko anao
Hany mba mahalala izany
Anontanio io kintana sisa mitsilopy io

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103