Raha tena tianao (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza atao fitia varavarana aho
Raha tena tia ahy ianao
Fitia madio mangarangarana
No atolory ahy
Aza atao fitia toy ny ketsa
Ka hafindrafindra fa rehefa tia
Foiko ny foko ho anao
Tia ka aza atao kilalao
Raha tononkira.serasera.org tena tianao aho
Hizarao izay manjo
Raha tena tianao aho
Na ny ratsy na ny soa
F'izay mihatra aminao
Mahazo ahy koa zfoeorfb ka matokia
Ho maivana anie ny manjo
Rehefa zarain’olon-droa
Hizarao izay am-ponao any aho
Raha tena tia ahy ianao
Aza hanafenanao ahiahy, tebiteby koa
Hizarao fitia fato-maty
Saro-bahana anie aho fa tia
Fitia lamban’akoho
Miara-mitady ny zkjakfy soa
Raha tena tianao aho
Hizarao izay manjo
Raha tena tianao aho
Na ny ratsy na ny soa
F'izay mihatra aminao
Mahazo ahy koa ka matokia
Ho maivana anie ny manjo
Rehefa zarain’olon-droa xzbx
Raha tena tia ahy ianao
Fitia madio mangarangarana
No atolory ahy
Aza atao fitia toy ny ketsa
Ka hafindrafindra fa rehefa tia
Foiko ny foko ho anao
Tia ka aza atao kilalao
Raha tononkira.serasera.org tena tianao aho
Hizarao izay manjo
Raha tena tianao aho
Na ny ratsy na ny soa
F'izay mihatra aminao
Mahazo ahy koa zfoeorfb ka matokia
Ho maivana anie ny manjo
Rehefa zarain’olon-droa
Hizarao izay am-ponao any aho
Raha tena tia ahy ianao
Aza hanafenanao ahiahy, tebiteby koa
Hizarao fitia fato-maty
Saro-bahana anie aho fa tia
Fitia lamban’akoho
Miara-mitady ny zkjakfy soa
Raha tena tianao aho
Hizarao izay manjo
Raha tena tianao aho
Na ny ratsy na ny soa
F'izay mihatra aminao
Mahazo ahy koa ka matokia
Ho maivana anie ny manjo
Rehefa zarain’olon-droa xzbx
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RossyHits : 5542
Likes : 2 Like
Created by : niiaiko
Date : 24/08/2018 17:46
