Fiadanam-po (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N ' iza n' iza ambava hoana
Mangetaheta fiainana mandrakizay
Nahoana no hiandry teren'ny fotoana
Vao hifoha hiantsoantso ny Ray


Fahaizana, harena , diploma
Tsy azahoana na tombon'andro iray
Nahoana no hiandry fasana manoloana
Vao hieritreritra mandrakizay

Fiadanam po, fantatro fa tononkira.serasera.org voavonjy ianao
Raha misy ho lasa izao dia izao,
Mbola hihaona izao sy ianao
Ho hitantsika, toy ny masoandro mibaliaka
Ireo marina nanaiky hohamarinina

Mahery fo, izany tsacigk no tiako handraisany ahy
Niara niady tsara, nanamarika tantaka
Aza manahy , dkysypg zanaky ny Ray aho
Fifaliana ny  an-danitra ao raha ho avy ianao

Tano ny hevitra tompon ny fotoana
Misaona amoron'ny mandrakizay
Tsy ampoizina satria vaovao ratsy foana
Tsy niomana nefa lasa po toy izay

N iza n irqcaa iza anie  ambavahoana
Isan'andro ny famonjena omena anao
Ala nenina ny ahy na dia lavinao foana
Tsy hoe tsy nahalala akory ianao

Fiadanam po....

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Rasolondraibe
Hits : 7862
Likes : 0 Like
Created by : tiarah
Date : 07/11/2011 11:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1393