Fanahy Masina (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangetaheta aho, maniry hanakaiky Anao
Tsy hanao 'zay hampalahelo Anao
Tsy tia ota intsony aho, tafasaraka
Voatokana ho an'ny fanjakanao
Noho ny famindra-po an'i Jesosy Kristy
Sy ny fitiavan'Andriamanitra Ray
Ary ny firaisana Aminao
Ref: Fanahy masina ô, fenoy fenoy aho
frsoobqf Toy ny fofon'aiko, ilaiko ny fisianao
Te ho sakaizanao, akaikin'ny olgywzo fonao
Ianao no hany, Andriamanitra ety an-tany
Mangetaheta aho, handeha amin'ny Fanahy
Fahefana, fahaiza-manao, omeko Anao
Tsy hamono Fahazavana aho, koloiko ho tamàna
Fa Ianao no mitondra ahy am'ilay mandrakizay
Eo anoloan'Andriamanitra
Sy ny vavaky Jesosy Kristy
Noho ny firaisana Aminao
Ref: Fanahy masina ô, fenoy fenoy aho
Toy ny fofon'aiko, ilaiko ny fisianao
Te ho sakaizanao, akaikin'ny fonao
Ianao no hany, Andriamanitra ety an-tany
Avia dia toroy aho, ento tariho ulbke aho
Tsy misy atakaloko 'zay efa hananako avy Aminao
Hamarino aho, hamasino
Ampianaro aho, hazavao aho
Amin'ny firaisana Aminao o!
Ref: Fanahy masina ô, fenoy fenoy aho
Toy ny fofon'aiko, ilaiko ny fisianao
Te ho sakaizanao, akaikin'ny fonao
tononkira.serasera.org Ianao no hany, Andriamanitra ety an-tany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 7418
Likes : 2 Like
Created by : mahery2015
Date : 25/04/2015 13:33