Ampidiro aloha ny tenimiafina
Anjara tandrify (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mbola manonofy foana aho
Raha mahita anao, ka mandre ny feo
Toa tsy mety mino mihitsy aho
Fa tena ianao no eo anilako eo.
Pont:
Misy hery hafahafa avy aminao
Ka hitondra ahy, hisarika ahy ho any
Izay manintona ahy hitafa, hiresaka aminao
Mampihetsika, mamohafoha, manaitra ny ao am-poko.
Ref:
Maso sendra mifanopy
Tsiky mitsilopilopy
Taratra manify, tfrx mifanandrify
Miteraka hazavana
Mampiely hafanana
Ireo dia ampy iih! andraisako anao
....
Miezaky tononkira.serasera.org ny hanazava saina aho
Sao hataitairana fotsiny izao
Saingy arakaraky ny ahafantarako anao
Vao miha-mahazo laka ny fitadiavana anao
Toy vvmbt ny hoe:
Pont:
Misy hery hafahafa avy aminao
Ka hitondra ahy, hisarika ahy ho any, iiih!!
Izay manintona ahy hitafa, hiresaka aminao
Mampihetsika, mamohafoha, manaitra ny ao am-poko.
Ref:
Maso sendra mifanopy
Tsiky mitsilopilopy
Taratra manify, mifanandrify
Miteraka hazavana
Mampiely hafanana
Ireo dia ampy iih! kiwrc andraisako anao.
....
Ref: ...
....
Oh ieeh! eh!!
Ref: ...
Ire.ee.o! dia ampy andraisako anao.

--------
Link:
Comments
andritianabooo
(
02/09/2015 08:37)
Tena mba tiako ity hira ty ka
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 20145
Likes : 1 Like
Created by : Bitika
Date : 19/02/2003 15:12