Mivibra (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tsaboina ianao androany ho tsaboina fa aza tomany (3)
Nivimbina aho (3)
Nivimbina aho e!
Nivimbina aho (3)
Nivimbina aho e!
Nivimbina hira ho anao iaho izany (2)
Hitsabo ny fanahinao iaho izany e! (2)
Hizara hazavana @nao iaho endry e! (2)
Hitondra hafanana ho anao bediabe (2)
Hotsaboina ianao androany,hosasana ho fafazana rano (4)
Efa nidina (3)
nidina aho e!
Efa nidina (3)
nidina aho e!
Nidinahitsabo anao aho e! (2)
Nitondra fitia tena izy ho anao ô! (2)
Hizara hazavana @nao aho e! (2)
Nitondra hafanana ho anao bediabe (2)
Dia mivibra e! ...
Nivimbina fitia ho anao...
Mivibra aho....
Nivimbina fitia
Fitia eywlys ho anao bediabe
Nivimbina anie za...
Nivimbina ho anao sy ho ahy...
Nivimbina ho anao ho any bediabe...
Ho anao sy ho ahy...
ho tononkira.serasera.org an'bediabe
Akaro hoaho za (2)
Mivimbina hoaho za
Mivibra ianao mivibra hoaho za
Miara mivibra izaho sy ianao
D... d...d...
Akaro eny avaratanana aho e! (2)
Ampandalovy @afo bzscape aho e!(3)
Fafazo rano hpueypu @zay (3)
Fafazo rano aho mama
Fafazo ho aho za
Omeo tsodrano aho mama
Fafazo rano aho dady a!
Mivibra aho...
Mivimbina aho...
Hotsaboina ianao androany (8)
Nivimbina aho (3)
Nivimbina aho e!
Nivimbina aho (3)
Nivimbina aho e!
Nivimbina hira ho anao iaho izany (2)
Hitsabo ny fanahinao iaho izany e! (2)
Hizara hazavana @nao iaho endry e! (2)
Hitondra hafanana ho anao bediabe (2)
Hotsaboina ianao androany,hosasana ho fafazana rano (4)
Efa nidina (3)
nidina aho e!
Efa nidina (3)
nidina aho e!
Nidinahitsabo anao aho e! (2)
Nitondra fitia tena izy ho anao ô! (2)
Hizara hazavana @nao aho e! (2)
Nitondra hafanana ho anao bediabe (2)
Dia mivibra e! ...
Nivimbina fitia ho anao...
Mivibra aho....
Nivimbina fitia
Fitia eywlys ho anao bediabe
Nivimbina anie za...
Nivimbina ho anao sy ho ahy...
Nivimbina ho anao ho any bediabe...
Ho anao sy ho ahy...
ho tononkira.serasera.org an'bediabe
Akaro hoaho za (2)
Mivimbina hoaho za
Mivibra ianao mivibra hoaho za
Miara mivibra izaho sy ianao
D... d...d...
Akaro eny avaratanana aho e! (2)
Ampandalovy @afo bzscape aho e!(3)
Fafazo rano hpueypu @zay (3)
Fafazo rano aho mama
Fafazo ho aho za
Omeo tsodrano aho mama
Fafazo rano aho dady a!
Mivibra aho...
Mivimbina aho...
Hotsaboina ianao androany (8)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 2979
Likes : 0 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 17/11/2015 17:31
