Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ho an'i dada (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Mba tahio iny dadako iny Ilay nahitako ny masoandro !
Tolory fo feno fitia mrticatf sy hazoto hivavaka isan’andro !
Ampaherezo làlan-dava raha tojo olana ahzmqgq mahery !
Ataovy tsapany anio Tompo ô, fa ao Aminao tsy miady irery !
Ray ô! Meteza ankehitriny tononkira.serasera.org hitsinjo ireo malahelo !
Ireo tsy misy dada intsony hizarana ny tsiambaratelo.
Omeo toky omeo toky izy anio fa Ianao ilay tsy mba mandao !
Ianao ilay akaikin’ny rehetra, Ilay Rain’izao tontolo izao.
Ho an’ireo mananontena mahatsapa fahabangana,
Miady irery mitoloko fa tsy eo intsony ilay zbgwms nihantana,
Mba sakambino moramora ka hivimbino herim-po,
Ka hijoro hahazo hery satria matoky Anao Tsitoha !
Loharanon’ny taranaka, reharehan’ireo zanaka :
Izay no baikom-pitolomany hiahy hatrany ny ankohonany.
Tsy atakaloko ny hafa na ahoana toetra sy endrikao,
Ô! Ô! ry dadako malala tia anao, tia anao ny zanakao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 829
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 01/10/2024 10:56