TSY HOHADINOIKO (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoky aho Raiko
Matoky hatrany
Mino ihany koa
F’ilay teninao
Tsy dokazhlm afaka an-tsaiko
Voarakitra am-po
Mampahatsiahy ahy hatrany
Ireo teny mamy
Nolazainao
Eny, mamiko loatra
Tsy ho adinoiko
Ao anatiko ao
1. Tsy ho adinoiko
Ilay teninao Raiko
Niantso ahy hoe : "ry zanako"
Ahy ianao
Karakaraiko
Fa asan’ny tanako
2.Tsy ho adinoiko
Ilay teninao Raiko
Nanome ahy ny fanahy
Aza matahotra
Mijoroa hatrany
Eny, aza manahy.
3.Sombiny ihany
Ireo voalazako czjz ireo
Fa maro izy ireny
Tsy voatanisa
Nefa sarobidy
Ho xrnxd tsaroako tononkira.serasera.org ombieny.
Naina Robdera
15/11/01 11h 08
Matoky hatrany
Mino ihany koa
F’ilay teninao
Tsy dokazhlm afaka an-tsaiko
Voarakitra am-po
Mampahatsiahy ahy hatrany
Ireo teny mamy
Nolazainao
Eny, mamiko loatra
Tsy ho adinoiko
Ao anatiko ao
1. Tsy ho adinoiko
Ilay teninao Raiko
Niantso ahy hoe : "ry zanako"
Ahy ianao
Karakaraiko
Fa asan’ny tanako
2.Tsy ho adinoiko
Ilay teninao Raiko
Nanome ahy ny fanahy
Aza matahotra
Mijoroa hatrany
Eny, aza manahy.
3.Sombiny ihany
Ireo voalazako czjz ireo
Fa maro izy ireny
Tsy voatanisa
Nefa sarobidy
Ho xrnxd tsaroako tononkira.serasera.org ombieny.
Naina Robdera
15/11/01 11h 08
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja LalainaVangy : 2548
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsimeti
Daty : 08/11/2005 14:21
