Tsy natolony (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nihiratra ianao ka nifoha tamin’ny torimasonao
Gaga ianao fa tsy tao ilay nofidinao
Mba hitantana anao amin-dàlan-tsarotra
F’efa lasa nandao nidify lavitra
Fa toa adinony avokoa irony toky fitaka
Izy nisitaka

Ny sitrapony vitany nefa ianao feheziny
Ilay aeqxxu fahafahanao toa nitsahiny
Tsy tsaroany fa ireo toky sy dina
Nentiny nambabo anao
Hay rotsirotsy fotsiny hampatory anao
Hitanao tononkira.serasera.org izao f’ilay fitiavany
Dia tsy natolony ho anao fa ho an’ny tenany

Soa fa nihiratra ianao ary teo no tsapanao
Fa hay ilay wufnv fiainanao nataony kilalao
Ka ilay taratra tonga mba nanaitra anao
Nohezahiny indray ataony kitroka
Izay nifikitra aminao xijdd satria mantsy ao aminao
Ny mamy tavaniny



http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 15987
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0167