Tonga izao \'lay ora (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga zao qiszw ’lay ora,nandrasantsika ela izay
Androntsika roa zay nanambatra iray ny aiko sy ny anao
Lay bitsiky ny foko,nandrotsirotsy ahy taloha
Indro tonga hira,nampifoha ny mamintsika roa
Manomboka izao dia tsy ho irery intsony ianao
Fo sy saina iray no ho entitsika hamakivaky
Ty fiainana ity (2)
REF:Omeko manontolo,zay mahasoa sy hahasambatra anao
Mahazo matoky ahy ianao f’izay mamy indrindra izay
tononkira.serasera.org No efa foiko ho anao
Ny androko rehetra,foiko omeko anao
Tsy asiko fetra,mba hanjakanao
Lazao izay sitrakao,izay tianao ambarao
Omeko anao,satria hxtwqtt TIAKO IANAO
Santarintsika izao ny ho avintsika feno fifaliana
Fiainana iriko miankina @Ray Tsitoha
Raha mbola misy toetra iray tsy tianao
Vonona aho ny hiova raha mbola izay no hahasambatra anao
Tsy ho lefitry ny tryyeir foko raha izaho no hampalahelo anao
Satriko isan’andro tsiky no handravaka
Ny endrikao(2)

--------
Link: