Sedra (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany izay
Ny fotoana niarahana
Nifanaiky izaho sy ianao
Tsy hisy ny fisarahana
Dia nivolana ny ho doria
Nanome toky hifankatia
Ho toy ny lamban’akoho ny fiarahana
Faty no hisarahana
Dia samy novolavolain’ny fiainana teny isika
Dia samy nandalo sedra niharitra ny mafy
Asa raha ny aminao, tononkira.serasera.org fa mbola manantena aho
Ho matotra, ho mafy ny fatotra
Taty aoriana indray
Nisy kapoka nahamay
Nisetrasetra ianao
Mba nianjona koa aho
Ka ny tady nihenjana
Ts’isy nety niresaka
Dia navalona teo ilay ho doria
Nolotoina ilay gmynbeep fitia
Dia oegy samy novolavolain’ny fiainana teny isika
Dia samy nandalo sedra nizaka fijaliana
Tsy njmjinn resy anefa aho, mbola mijoro koa ianao
Samy vonon-kisedra ny ho avy hiseho indray
Tsy resy anefa aho, asa raha mbola hijoro ianao
Samy vonon-kisedra ny ho avy hiseho indray.
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 14846
Likes : 1 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10