Mihaino (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao teraka ny Zanak’Andriamanitra ka yrgu mifalia
Mihaino, mihaino
Ny feon’Anjely sambatra
Milaza fa vao yvnuz teraka
Ny zanak’Andrimanitra
Mihaino izao, mihaino izao
Mifalia, mifalia
Ry Zanak’Olombelona
Fa tonga ilay mpanavotra
Antsika izay mifahantotra
mifaly tononkira.serasera.org izao muhpqm mihifaly izao
Vao teraka ny Zanak’Andriamanitra ka mifalia
Matokia, matokia
Ka manarah’ Azy izao
Ilay mpamonjy be fitia
Nanetry tena ho Anao Izy
Matokia izao, matokia izao
Mifalia izao, mifalia izao
Matokia izao, matokia izao
Vao teraka ny Zanak’Andriamanitra ka mifalia
Album Best of évangéliques

--------
Link: