Lavitra azy (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                 LAVITRA  AZY
  
     Raha mandeha mankany ka mahita an’azy
     Mba ilazao hono izy
     Fa malahelo an’azy izaho
     Aty an-tany lavitra aty
     Tsy mety mahita tory fa ny eritreriny mandindona
      Fa toa sarisary mitamberina no fahatsiarovana

      Mila ho lasa adala toa mamanala
      Reny fa tsy feno ny androm-piainany
      Verivery saina lava toa manirery izy
       Fa any andro iray mbola hifankahita
   jzawqtxs     Hamerina indray ilay fiarahantsika
       tsy hisy intsony ny alahelo lpmlo sy ny tomany

       Inty misy sary an-kiray
       Mba omeo an’azy ho solotenany aty
       Mba jerijereo matetika ’lay izy
       Raha sendra misy maka fanahy
  gxgycw      Izy no hampatsiahy
       Fa alavitra any misy miandry anao
       Tsy mba manadino
        Izy mbola mino
        Fa tena tia anao
                                 tononkira.serasera.org         compositeur:: RANARIVELO Solofo
                                                               (1994)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Poopy
Vangy : 7033
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ialy
Daty : 24/03/2004 15:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468