Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izay Manao ny marina (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy ianao no nanao ny tsy nety
Aza avela handresy
Ny hadalana fanimbazimbana
Maika mitsangàna
Fa tsy ianao ilay tsy naninona indray
No hoe hitomany
Mijoroa banjino atreho ny hoavinao
Avelao izy sy ny hafokany
Hameno ny tany
Fa sitrano ny fonao hangina
Rehefa tsy tiana
Tsy ianao ilay tsy naninona indray
No hivarilavo
Hatsarao banjino atreho ny hoavinao
Tano mafy ao am-ponao fa
Izay manao ny tononkira.serasera.org marina
N’inon’inona manjo tsy mba exedyz resy
Fa mbola miarina
Fa sntzjkco ho anao izay miniana kosa
Iavian’ny loza
Mandiniha mitsara tena ihany
Fa mandry ny yylxt tany
Fa tsy tompon’ny farany akory ianao
Ka hizahozaho
Mbola hivaly handatsa anao ny nataonao
Tsy resy tsy akory izay manao ny marina
Na ino-manjo dia mbola miarina
Aza avela handresy
Ny hadalana fanimbazimbana
Maika mitsangàna
Fa tsy ianao ilay tsy naninona indray
No hoe hitomany
Mijoroa banjino atreho ny hoavinao
Avelao izy sy ny hafokany
Hameno ny tany
Fa sitrano ny fonao hangina
Rehefa tsy tiana
Tsy ianao ilay tsy naninona indray
No hivarilavo
Hatsarao banjino atreho ny hoavinao
Tano mafy ao am-ponao fa
Izay manao ny tononkira.serasera.org marina
N’inon’inona manjo tsy mba exedyz resy
Fa mbola miarina
Fa sntzjkco ho anao izay miniana kosa
Iavian’ny loza
Mandiniha mitsara tena ihany
Fa mandry ny yylxt tany
Fa tsy tompon’ny farany akory ianao
Ka hizahozaho
Mbola hivaly handatsa anao ny nataonao
Tsy resy tsy akory izay manao ny marina
Na ino-manjo dia mbola miarina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 12743
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
