AHOANA TOKOA (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:Mbola ho tia ve ny foko,raha tsy ho eo intsony ianaoTsy hitako ho sainina akory hitia olon-kafa fa tsy ianao
Hiova sy mbola hanavao fitiavana tsy ho anao
K’aleoko izaho no ho foana toy izay ianao,ianao
Izay rehetra naleha niarahana taminao
Mbola hiverenako ve ho an’olon-kafa indray
Sao lahy ahatsiahy mafy anao aho ka hampahory ahy
Ka ho maina fa hangahiahy aho (2)aky
Mbola ho vitako ve ny hilaza tsy aminao
Fitiavana be dia be noheveriko ho anao
Sao lany andro ampitaha aho ka hanahirana
Ka ho maina fa hangahiahy aho
REF:...
Hangitakitaka ve ny doboky ny foko
Hijaly kely ihany koa ve ny aty fanahiko
Sao olon-kafa tsy ianao no ho eo anilako
Manahy aho,manahy,manahy mafy aho aky
Tena mbola manahy,fa hangahiahy satria
Ho haiko ve ny hanadino anao
REF:...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 9083
Likes : 0 Like
Created by : une fille inconnue
Date : 14/09/2004 03:59