Manolotena (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manolotena , Tompo ô !!
Hanao izay rehetra sitrakao
Efa nafoiko izao tontolo izao ;
F’eo aminao no tena mamiko
Tantano aho Jesoa
tononkira.serasera.org Vimbinonao ny diako manomboka izao
Raiso aho Jesosy ô! ,
ewikbxc Raiso aho ho anao ,
maqyrja epmzq F’eo aminao no tena mamiko
Tonony sy feony : RAZAFIALIMAVO Vololonirina

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny salohyHits : 2486
Likes : 0 Like
Created by : Mahery Rakoto
Date : 07/08/2002 15:22