Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIAINGA AHO, HITORY ANAO (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tjxtsk
1)Nampianarinao ahy ny fahalalan’ny fanahy
Ny teninao, ny làlanao ny ami’ fiainam-baovao
Efa nomenao ahy koa ireo talenta marobe
Entina hiderana Anao ka manainga ahy handeha
Fiv. : Hiainga aho ka handeha hitety izao tontolo izao
Hitory ary rtmmi hampandre hizara ny fahasoavanao
Hanambara ny vaovao mahafaly amin’ny olona rehetra
Hanafaka ireo mijaly sy ireo mbola voageja.
2) Fantatro fa mafy ny asa nefa koa tononkira.serasera.org matoky aho
F’Ianao Jesoa wuybenv ’lay niantso ahy no hanafy hery ahy
Haiko koa fa eo afovoan’ny amboadia no hisy ahy
Ianao no aroko ka tsy mba hatahotra aho
Naina

--------
Link: