Ampidiro aloha ny tenimiafina
ADINOY NY ANARAKO (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’iza n’iza tsisy hilazako
Ho lazaiko an’iza nefa hoy ianao
Aoka ho ahy mangina ao am-poko ato
Ny olrqbad ratran’ny fitia navelanao
Ny toera-mamintsika ho ahalala
Izaho no sisa no ho tonga ao
Ho tonga tsy hamangy anefa
Andalo dia hilefa
Veloma no hapetrako ao
Adinoy ny anarako
Adinoy ny amiko
Marina aho fa tia anao
Eny adala taminao
Nefa moa raha sitrakao
Ny andatsa ny zzgy amin’izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho adinoy ny fitiavako
Ny lalana hiverenako mangina
Ny zavaboary haolo avokoa
Mangaina ny hilaozan’olon-tiana
Mangaina nefa atao ahoana moa
Raha misy feoko mety ho renao
Aza mierikerika intsony
Ako sisa mantsy ireny
Nofinofy vrlgrran fa tsy teny
Ny lalanao no tanterao
Adinoy ny anarako
Adinoy ny amiko
Marina aho fa tia anao
Eny adala tononkira.serasera.org taminao
Nefa moa raha sitrakao
Ny andatsa ny amin’izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho adinoy ny fitiavako....
Tonony sy feony:Jerôme RANDRIA
Ho lazaiko an’iza nefa hoy ianao
Aoka ho ahy mangina ao am-poko ato
Ny olrqbad ratran’ny fitia navelanao
Ny toera-mamintsika ho ahalala
Izaho no sisa no ho tonga ao
Ho tonga tsy hamangy anefa
Andalo dia hilefa
Veloma no hapetrako ao
Adinoy ny anarako
Adinoy ny amiko
Marina aho fa tia anao
Eny adala taminao
Nefa moa raha sitrakao
Ny andatsa ny zzgy amin’izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho adinoy ny fitiavako
Ny lalana hiverenako mangina
Ny zavaboary haolo avokoa
Mangaina ny hilaozan’olon-tiana
Mangaina nefa atao ahoana moa
Raha misy feoko mety ho renao
Aza mierikerika intsony
Ako sisa mantsy ireny
Nofinofy vrlgrran fa tsy teny
Ny lalanao no tanterao
Adinoy ny anarako
Adinoy ny amiko
Marina aho fa tia anao
Eny adala tononkira.serasera.org taminao
Nefa moa raha sitrakao
Ny andatsa ny amin’izany
Tsy maninona lazao
Nefa hoy aho adinoy ny fitiavako....
Tonony sy feony:Jerôme RANDRIA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 7401
Likes : 0 Like
Created by : HASINA
Date : 22/06/2002 20:13
