Ho Anao (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Atolotro ho Anao
Ny tenako ry Tompo
Raiso ka anjakao
Fa vonona orwvjjdt aho hanompo
Fiverenana
Inty aho ry Jesoa Tia
Vonona tepnyw aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao
2-Atolotro ho Anao
Ny fiainako ry Ray
Raiso re raha sitrakao
Fa ho Anao mandrakizay
Fiverenana
Inty aho ry Jesoa Tia
Vonona kagdwck aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao
3-Atolotro ho Anao
Ny foko sy ny saiko
Tano mafy re aho
Aza avelanao ry Raiko
Fiverenana
Inty aho ry Jesoa tononkira.serasera.org Tia
Vonona aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao
Ny tenako ry Tompo
Raiso ka anjakao
Fa vonona orwvjjdt aho hanompo
Fiverenana
Inty aho ry Jesoa Tia
Vonona tepnyw aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao
2-Atolotro ho Anao
Ny fiainako ry Ray
Raiso re raha sitrakao
Fa ho Anao mandrakizay
Fiverenana
Inty aho ry Jesoa Tia
Vonona kagdwck aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao
3-Atolotro ho Anao
Ny foko sy ny saiko
Tano mafy re aho
Aza avelanao ry Raiko
Fiverenana
Inty aho ry Jesoa tononkira.serasera.org Tia
Vonona aho ho irakirakao
Raha mbla miaina ety
Dia hanao ny asanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 2089
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:49
