Anatra (Ny Antsafia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Manoratra ho anao anio ity
Ry namako tiako izany
Mahatsiaro anao aho no antony ity
Noho ny Tompo no mahatonga gtkpaou izany
Manoratra ho anao aho anio ity
Ry havako lavitra any
Mitandrema ianao fa malama ny dia
Miambena, mivavaha hatrany
Fiverenana:
Ny Tranga rehetra hita etsy sy eroa
Mahaliana toa tsara tokoa
Tanora ny tena sondriana eo tononkira.serasera.org tokoa
Tandremo fa tsy mahasao
Ny zava-drehetra azo atao nlqjgr avokoa
Tsy voatery hahitana ny soa
Sakaizan’ny Tompo ianao any iny
Tandremo ka aza hadino
2-Tsy hadino viau ny ora ‘zay niarahantsika
Nanoloana ny fahatanorana
Tao ’reo ady sy ‘reo tsikitsiky
Zary nofy tokoa izany
Manoratra ho anao aho anio ity
Ho anao any lavitra any
Soraty ao am-ponao Jesoa Kristy
Fa ho rava tokoa izany
Ry namako tiako izany
Mahatsiaro anao aho no antony ity
Noho ny Tompo no mahatonga gtkpaou izany
Manoratra ho anao aho anio ity
Ry havako lavitra any
Mitandrema ianao fa malama ny dia
Miambena, mivavaha hatrany
Fiverenana:
Ny Tranga rehetra hita etsy sy eroa
Mahaliana toa tsara tokoa
Tanora ny tena sondriana eo tononkira.serasera.org tokoa
Tandremo fa tsy mahasao
Ny zava-drehetra azo atao nlqjgr avokoa
Tsy voatery hahitana ny soa
Sakaizan’ny Tompo ianao any iny
Tandremo ka aza hadino
2-Tsy hadino viau ny ora ‘zay niarahantsika
Nanoloana ny fahatanorana
Tao ’reo ady sy ‘reo tsikitsiky
Zary nofy tokoa izany
Manoratra ho anao aho anio ity
Ho anao any lavitra any
Soraty ao am-ponao Jesoa Kristy
Fa ho rava tokoa izany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AntsafiaHits : 1818
Likes : 1 Like
Created by : NYANTSAFIA
Date : 18/11/2017 08:51
