Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vol 2. ENY, ATERO (Ny Antsa Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Reférence :
(Sal 50:15 / Mat 11:28)
“ Mankanesa aty Amiko hianareo izay miasa fatratra, sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.”
kkwicaas
--------------------------------------------------------------------
1. Reraky ny rendrarendra ve ianao?
Rerak’ireo ditra sy kilalao?
Raiso ireo entanao ka batao
Eo an-tongotr’I Jesoa no apetraho
ENY, ATERO, ENY, ATERO EO AN-TONGOTR’I JESOA
IREO KILALAONAO SY FANIRIANA
ENY, ATERO, ENY, ATERO EO AN-TONGOTR’I JESOA
FA NY ALAHELONAO, HO nokkua FIFALIANA
2. Tsy hoe tsy hisy ny raho-mitataho
Tsy hoe tsy oolsa hisy ny ora-mitraho
F’ao anatin’ireo zava-manjo
No mbola ahitanao fiadanam-po

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Antsa FitiavanaHits : 2760
Likes : 0 Like
Created by : malilatiana
Date : 02/04/2009 11:21