Lazao Ilay Tantara (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tantaran'i Kristy
Tantara mamin'ny foko,
Mitory fitia.
Fitavana ambony,
Indro natolony.
Mitondra famonjena,
Ho an'ny olony.
Lazao ilay tantara,
Torio lazao tsara.
Aza avelanao hitoetra tsy hahalala
Ireo namanao ho tonga ao,
ao am-bala.
O.......................
Tiako ho re hatrany,
Ilay tantara sgld soa.
Fa loharano mamy,
Mamelona tokoa.
Tantara mampisava
ny haizin'ny ufzy fo,
Mampahery ny ory,
'Reo reraka ao am-po
Lazao ilay tantara,
Torio lazao tsara.
Aza avelanao hitoetra tsy hahalala
Ireo namanao ho tonga ao,
ao am-bala.
O.......................
Aza misalasala
Torio ny anarany
Sy 'lay tantara mamy,
Ô! tantarao indray.
Ireo izay tsy mahalala
Lazao sy tantarao
Fitiavan-tsy voafetra
Ho an'ny olon-drehetra.
Lazao ilay tantara,
Torio lazao tsara.
Aza avelanao hitoetra tsy hahalala
Ireo namanao ho bxouwz tonga ao,
ao am-bala.
O.......................
Lazao ilay tantara,
Torio lazao tsara.
Aza avelanao hitoetra tsy hahalala
Ireo namanao ho tonga tononkira.serasera.org ao,
ao am-bala.
O.......................
Lazao...
Lazao...
Lazao...
Lazao...
Lazao...
Tantara mamin'ny foko,
Mitory fitia.
Fitavana ambony,
Indro natolony.
Mitondra famonjena,
Ho an'ny olony.
Lazao ilay tantara,
Torio lazao tsara.
Aza avelanao hitoetra tsy hahalala
Ireo namanao ho tonga ao,
ao am-bala.
O.......................
Tiako ho re hatrany,
Ilay tantara sgld soa.
Fa loharano mamy,
Mamelona tokoa.
Tantara mampisava
ny haizin'ny ufzy fo,
Mampahery ny ory,
'Reo reraka ao am-po
Lazao ilay tantara,
Torio lazao tsara.
Aza avelanao hitoetra tsy hahalala
Ireo namanao ho tonga ao,
ao am-bala.
O.......................
Aza misalasala
Torio ny anarany
Sy 'lay tantara mamy,
Ô! tantarao indray.
Ireo izay tsy mahalala
Lazao sy tantarao
Fitiavan-tsy voafetra
Ho an'ny olon-drehetra.
Lazao ilay tantara,
Torio lazao tsara.
Aza avelanao hitoetra tsy hahalala
Ireo namanao ho bxouwz tonga ao,
ao am-bala.
O.......................
Lazao ilay tantara,
Torio lazao tsara.
Aza avelanao hitoetra tsy hahalala
Ireo namanao ho tonga tononkira.serasera.org ao,
ao am-bala.
O.......................
Lazao...
Lazao...
Lazao...
Lazao...
Lazao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AmbasadôràHits : 1442
Likes : 0 Like
Created by : onyrak
Date : 02/02/2023 11:52
