Akôry aby (NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akôry aby rô zalah Magnotsafy i NOMIA
Fa elaela tsika tsy nihaona
Fa herinandro volana aman-taona
Jesosy avao
Gne tsara ifikira
Jesosy avao
Io gnitambarantsika
Jesosy avao
Gne tsara ifikira
Jesosy avao, Jesosy avao
Fa elaela tsika tsy nihaona
Fa herinandro volana aman-taona
Fa elaela tsika tsy nihaona
Fa herinandro vola taona
Ry mpivory eto
I Jesosy raika avao
Io gnentinay miarahaba antsika
Satria ela tsy nifankahita
Jesosy avao …
Io gnentinay miarahaba antsika
Satria ela tsy nifankahita
Io gnentinay miarahaba antsika
Satria ela tsy hita.
A/C : Nambole Patrick
--------
Link:
About this song
Artist : NOMIA (NOrmaliens MItory An-kira)Hits : 172
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 06/05/2025 11:05
