Iro tiako (Nina's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy olo raiky izay mama tiako
Misy olo raiky izay papa tiako
Hampiakatr'ahy an trano
Hanao fomba iaby e
Manaja Ray aman dReny
Tiako, tia ahy ie mamakô
------(x2)-----

Ka na ratsy lahy io,na tsy manan-draha io
Tsipazon'areo rano
Olo tsy magnahy an' io, tsara fanahy e,
Mifankatia zahay, oy aho neny babako

Ref: I ro tiako, i avao ro tiako (x4)


Maro ny efa vita tsy azo tena tsy hita,
Tao ny tsara,tao koa ny ratsy,fomba mpianana aby
Fisaora tsy azo adino,ny hoaviko koa banjino,
Mba magniry hana tokantrano fa olo be an tena,
Mamako oooooo(x2)


Ka na ratsy lahy io,na tsy manan-draha io
Tsipazon'areo rano
Olo tsy magnahy an' io, tsara fanahy e,
Mifankatia zahay, oy aho neny babako


Ref: I ro tiako, i avao ro tiako (x4)
--------
Link:
Comments
yla2004 ( 11/07/2016 20:32)
tsara b le hir ee
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nina's
Hits : 3535
Likes : 1 Like
Created by : yla2004
Date : 11/07/2016 14:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2866