M'Fly Away (Nate Tex)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh ouh ouh ouh ouh
Ouh ouh ouh ouh ouh
Ouh ouh ouh ouh ouh
Ouh ouh ouh ouh ouh

Kanto hoy aho
Ny mahita an'ilay endrikao mamiratra maraina vao mifoha
Mampilantolanto ahy
Mahatsiaro ho sambatra sy tretrika aho fa toa ny antsika roa

Feno aho
Mamihina ny tananao nanaiky hiara-dalana amiko
Fa mitondra hery ho ahy
Tsapako dia tsapanao ny tsapantsika roa

Ny tiako lasa tiany dia ny tiany lasa tiako
Mampitapy foana hoy aho ilay feonao hoe "eny akia koa"
Misinda ny ahiahy
Nahatsiaro sahisahy
Tsy andriko ilay afaka roa taona ny zaza

"Tiako aleo tsy precipiter-na"

Ekena
Tia anao aho fa io koa tsy terena
Fa tiako ho fantatrao hoe izaho m'fly away

Tsy mitsahatra m'fly away
Anilanao

Ouh ouh ouh ouh ouh
Lasany any, lasany any, lasany any aho oh ou oh
Ouh ouh ouh ouh ouh
Dia ny tiako lasa tiany dia

Ouh ouh ouh rvto ouh ouh
Ka ho ento any, ka ho ento any, ka ho ento any aho oh ouh oh
Ouh ouh ouh ouh ouh, oh ouh oh

Maniry koa raha hiroso ny dia
Faniriana ihany ity
Tsy natao hampitahotra fa hisarika an-ndry

"Izany ve tsy folie"

Aiza kosa akia
Fa na izao dieny izao aza ho ampiakariko ndry

Fa inona vbmeuw kay ny tsy azonao
Sa hoe mbola mila hazavaina
Ny fonao aleo ho anahy
Fa raha ho an'olon-kafa dia aza voahaina

Ela ny ela
Fa izay aho vao m'fly away
Dia izay mitady hamingana antsika ataoko m'cry away
Sady ho koziako aminao ihany koa izay ato am-poko le

Menatra aho hatramin'izay fa tsy hoe izaho no tsisy hatokona eh
Fa tiako raha hoe
lanao no anatsoiko hoe silampanahy
Fa ny eo akaikinao eo no mahatamana sy mahafaly ahy

Aminao no mitapy izy tsy ahita olon-kafa izy
Ka amin'izao vao mahatsapa izy
Hoe rehefa tsy eo akaikinao eo dia tsy tafa izy

Sady efa ambarany amin'izay fa ity koa tsy tanany intsony
Ho marik'izany jereo fa domi-dominy amin'ny tanany ny fony

Ouh ouh ouh ouh ouh
Lasany any, lasany any, lasany any aho oh ouh oh
Ouh ouh ouh ouh ouh
Dia ny tiako lasa tiany
Dia ny tiany lasa tiako eh

Ouh ouh ouh ouh ouh
Ka ho ento any, ka ho ento any, ka ho ento any aho oh ouh oh
Ouh ouh ouh tfysa ouh ouh, oh ouh oh

Kanto hoy aho
Ny mahita an'ilay endrikao mamiratra maraina vao mifoha
Mampilantolanto ahy
Mahatsiaro ho sambatra sy tretrika aho fa to ny antsika tononkira.serasera.org roa

Ouh ouh ouh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nate Tex
Hits : 28
Likes : 0 Like
Created by : Jessy01
Date : 19/09/2026 15:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329