Veloma ry Saïd Omar (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia veloma o, ry Saïd Omar
Fa hisaona anao ilay voafitakao
Ka masina mbgu indrindra pnomabpc re
Fa hruatgb izao no farany

Fa diso fifidy
Ka tratry ny tononkira.serasera.org nenina
Kapoaka mangidy
No sisa atelina

Ho lavo tsy afa-mijoro
Ny voafitaka toa ahy
Voarebirebin’ ny hevitra
Ankosoka feno renty

Tahaka ny afon-jozoro
Ny fitiavana maloto
Miroborobo firehitra
Fa levona vetivety

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Naka Rabemanantsoa
Hits : 5971
Likes : 0 Like
Created by : Harisoa
Date : 27/04/2004 04:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051