Ho averiko (Mirado)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namisavisa ireo andro niarahana taona maro lasa izay
Tsaroako izay vita na ny soa na ny tononkira.serasera.org ratsy nodiavintsika vyrooa hatrizay
Dia ilay fitia no gabgj nanambatra ho iray
Nitondra hazavana, nameno fifaliana tokoa
Na sanatria fahoriana, tsy misy nifandao
Ka izao ho averiko aminao
Ny foko efa lasanao
Ka aza manahy ho averiko eto izao
Ny voady efa nomeko anao
Sanatria tsy ho rava
Nanontany tena eny aho, ho aiza no aleha
Raha tsy teo ianao nitantana ahy
Ilay tohim-piainako, mila icwqo anao ho eo foana
Satria efa feno loatra anao
Ny fisianao eto anilako hatrizao
Nanazava ny andro ratsy
Mandrava izay mety ho fakam-panahy
Nifameno izaho sy ianao, fo roa mitambatra
Ka izao ho averiko aminao
Ny foko efa lasanao
Ka aza manahy ho averiko eto izao
Ny voady efa nomeko anao
Sanatria tsy ho rava
Ny foko efa lasanao kaza manahy ho averiko eto izao ny voady efa nomeko anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MiradoHits : 14045
Likes : 2 Like
Created by : miahyuna
Date : 20/04/2018 15:51