Ambany elatrao (Mi.A.Z.A.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambany elatrao tsy misy zavatra ahiana
Fo mitony, saina koa
Tsy orin-java-tsoa
Ambany elatrao mahatoky ireo fitahiana
Sesilany atolotrao anay
Ambany elatrao tontosa izay kasaina
Ireo tarigetra, hetaheta omenao avokoa
Ambany elatrao tsy misy lehibe sy kely skvwmmz fa soa mitovy no indro aposakao
Fiv.: Fiderana lalandava no asandratray
Haleloia, he Hosana ho Anao Ry RAY
Mifalia, mihobia fa ampy ho anao Izy
Ampy ho anao ny Voninahiny
Ambany elatrao moa efa fantatsika
Kristy Jesoa no maty ho avotra ho ahy sy ho anao
Ambany elatrao mijoro,miran-dava
Satria faly, voavonjy tononkira.serasera.org mandrakizay
Ambany elatrao voaharo amin'ny ratsy
Na toloko, na tomany dia hanalavitra whwotr anao
Ambany elatrao mahita lalana tsara
Izay mitondra ny egawz fahasoavana
Fiv.: (2fois)
Fo mitony, saina koa
Tsy orin-java-tsoa
Ambany elatrao mahatoky ireo fitahiana
Sesilany atolotrao anay
Ambany elatrao tontosa izay kasaina
Ireo tarigetra, hetaheta omenao avokoa
Ambany elatrao tsy misy lehibe sy kely skvwmmz fa soa mitovy no indro aposakao
Fiv.: Fiderana lalandava no asandratray
Haleloia, he Hosana ho Anao Ry RAY
Mifalia, mihobia fa ampy ho anao Izy
Ampy ho anao ny Voninahiny
Ambany elatrao moa efa fantatsika
Kristy Jesoa no maty ho avotra ho ahy sy ho anao
Ambany elatrao mijoro,miran-dava
Satria faly, voavonjy tononkira.serasera.org mandrakizay
Ambany elatrao voaharo amin'ny ratsy
Na toloko, na tomany dia hanalavitra whwotr anao
Ambany elatrao mahita lalana tsara
Izay mitondra ny egawz fahasoavana
Fiv.: (2fois)
--------
Link:
