Ts'isy tasy (MENDRIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tena matotra
No atolotro anao
Tsy ftrvdbqr misy tasy ts’isy pentina
Madio mangatsakatsaka
Fitiavana tena masaka
No atolotro anao eh !
Toa ravaka toa mamiratra
Manendrika ny fiainana
Na sarotra aza ny dia
Ny hivadika dia sanatria
Ho zccl tia anao hatrany (2)
Any an-koatra tononkira.serasera.org eto an-tany
N’aiza n’aiza no aleha
Hanaja ilay fanekena
Mamiratra izay jerena
An-koso-bolamena
REFRAIN
Ndao isika roa hiaraka
Hifaly hifampitantana
Ndao isika roa hiara-dia
Hifankatia ho doria
Tonony puktvhqh sy feony : RAKOTOSON Olivier Espérant
No atolotro anao
Tsy ftrvdbqr misy tasy ts’isy pentina
Madio mangatsakatsaka
Fitiavana tena masaka
No atolotro anao eh !
Toa ravaka toa mamiratra
Manendrika ny fiainana
Na sarotra aza ny dia
Ny hivadika dia sanatria
Ho zccl tia anao hatrany (2)
Any an-koatra tononkira.serasera.org eto an-tany
N’aiza n’aiza no aleha
Hanaja ilay fanekena
Mamiratra izay jerena
An-koso-bolamena
REFRAIN
Ndao isika roa hiaraka
Hifaly hifampitantana
Ndao isika roa hiara-dia
Hifankatia ho doria
Tonony puktvhqh sy feony : RAKOTOSON Olivier Espérant
--------
Link:
