MANAKORY MBARAKALY (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANAKORY MBARAKALY

Manahoana e ! Manahoana e ! Manahoana e ! (3)
Tonga aho hitsidika anao !
Hitondra mozika vao !

Mbola tsara e ! Mbola tsara e ! Mbola tsara e ! (3)
Fifaliana ho ahy sy ianao !
Porofom-pitiavako anao !

-----Manahoana e !!!!!! --------- Mbola tsara e !!!!!

Manakory e ! Manakory e ! Manakory e ! (3)
Tonga aho hitsidika anao !
Hitondra mozika vao !

Mbarakaly e ! Mbarakaly e ! Mbarakaly e ! (3)
Fifaliana ho ahy sy ianao !
Porofom-pitiavako anao !
--------Manakory e ! !!!----------Mbarakaly e !!!!!
-------------------------------------------------------------
Tsy harofy, tsy harary, samy faly : ho ela velona … ambonin’ny tany e !
Tsy harofy, tsy harary, samy faly : ho ela velona … tahian-janahary e !

Ouh ! ouh ! ouh ! ouh ! ouh ! ….. Ouh ! ouh ! ouh ! ouh ! ouh ! (4)

------Eh ! he ! -------Eh ! he ! ------ Eh ! he !!!----- Eh ! he !!!! (4)
Manahoana e !...Mbola tsara e !... Manakory e !... Mbarakaly e !!








_ Mamy ROBINSON _ (2018)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 802
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 31/10/2019 18:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1323