Hiara-dia mandrakizay (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra ianao
Tiako ahy irery
Anjarako fitiavako
Tsy foiko velively

      Toy izany aho rehefa tia
      Mahatsiaro mankafy
      Fitiavana hasambarana
      Ilay fiarahana

            Izaho tena tia manembonembona ery
            Raha tsy eo anilanao hampifaly ahy

       Ref : Adinoko avokoa ireo
             Tontolo manodidina ahy
             Tsy tsaroako intsony koa
             Tretrika loatra ny fanahy
          awccptn    hkwak Raha vao mahita anao
             Miramirana toy izao

Feno tsikitsiky
Ny eo anilanao
Masoandro mibaliaka
Izao fiarahantsika izao

   Malala no iantsoako anao
   Hiara-dia mandrakizay
   Tsisy fetra, tsisy tomany
   Ho mamy ny iafarany

          Izaho tena tia manembonembona ery
          Raha tsy eo anilanao hampifaly ahy

       Ref : Adinoko avokoa ireo
             Tontolo manodidina ahy
             Tsy tsaroako intsony koa
             Tretrika loatra ny fanahy
             Raha vao mahita anao
             Miramirana toy izao, yéyeh !

Solo.......

            Ref : Adinoko avokoa ireo
              tononkira.serasera.org     Tontolo manodidina ahy
                  Tsy tsaroako intsony koa
                  Tretrika loatra ny fanahy
          ewtwlaog         Raha vao mahita anao
                  Miramirana toy izao, yéyeh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MAGMA
Hits : 24
Likes : 0 Like
Created by : Rivonjatosoa
Date : 27/09/2026 14:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0267