Magnano hôdy (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Magnano udwl hôdy,hôdy,hôdy eeeh
Magnano hôdy,hôdy anareo
Magnano ekmz hôdy zahay zanakareo
Mandondona fa andeha hilalao

Refrain;
Akory aby ry dada sy tononkira.serasera.org neny
Akory aby hzyrgxd ry zoky sy zandry
Akory aby ny rayamandreny
Akory isika izay vory eto anio

2-Andeha ihira andihy,sady hidera
Andeha hifaly ,ihoby an'ilay mesia
Ka asandrato anie ilay avo indrindra
Zay teraka hoantsika eto anio

Fg; Kristy Fehizoro
TSILAINTAFIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297