Eh Teraka Jesosy (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh teraka Jesosy zaza kely
Ankalaizain'ireo dtzfw anjely
Teraka izao tononkira.serasera.org ilay Mesia
Eh faly isika fa voavonjy

Refrain;
Miderà sy mihobia
Fa teraka vxsidto anio ilay mesia
Haleloia hosana
Hoan'Andriamanitra

Andro vmid iray izay malaza
Naterahan'i Jesoa zaza
Miderà sy mihobia
F'izy no ilay mesia

Mpamorona;
ANDRIANAHINA JEAN LEOPAUL JUVENOT
FG; Kristy fehizoro TSILAINTAFIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2821