Mahereza (LEMARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ato anaty trano mirehitra jiro labozia kely
No anambarako ireo alahelo vokatry ny fery
Nandao ireo havana akaiky
Torovana toa nanjokaiky tsy nahaloa-peo
Ny rora ao baolxh ambava mafaitra
Ny tenako iray manontolo toa tsy hery
Mahereza ry namako o ! Mitrakà
Aza malahelo f’izay no lahatra a
Mahereza ry havako o ! Mitrakà
Aza malahelo f’izay no lahatra a
Izany ny fiainana eto ambonin’ny tany
Tsy ilaozan-tsento fa tsy maintsy misy ny tomany
Na izaho na ianao mbola ho any
Mila mandao ny ankany fa tapitra hatreo
Mifarana hatreo ny tantara a
Ka aleo indray mba ny mahereza no tononkira.serasera.org apetrako eo
Mahereza ry namako o ! Mitrakà
Aza malahelo f’izay no lahatra a
Mahereza ry havako o ! Mitrakà
Aza malahelo f’izay no lahatra a
Na izaho na ianao mbola ho any
Mila mandao ny ankany fa tapitra hatreo
Mifarana hatreo ny tantara a abulx ( x2)
Ka aleoindray mba ny mahereza no imucqyw apetrako eo
Izany no fiainana ety
Ho tsofiko amin’izay ary ilay labozia
No anambarako ireo alahelo vokatry ny fery
Nandao ireo havana akaiky
Torovana toa nanjokaiky tsy nahaloa-peo
Ny rora ao baolxh ambava mafaitra
Ny tenako iray manontolo toa tsy hery
Mahereza ry namako o ! Mitrakà
Aza malahelo f’izay no lahatra a
Mahereza ry havako o ! Mitrakà
Aza malahelo f’izay no lahatra a
Izany ny fiainana eto ambonin’ny tany
Tsy ilaozan-tsento fa tsy maintsy misy ny tomany
Na izaho na ianao mbola ho any
Mila mandao ny ankany fa tapitra hatreo
Mifarana hatreo ny tantara a
Ka aleo indray mba ny mahereza no tononkira.serasera.org apetrako eo
Mahereza ry namako o ! Mitrakà
Aza malahelo f’izay no lahatra a
Mahereza ry havako o ! Mitrakà
Aza malahelo f’izay no lahatra a
Na izaho na ianao mbola ho any
Mila mandao ny ankany fa tapitra hatreo
Mifarana hatreo ny tantara a abulx ( x2)
Ka aleoindray mba ny mahereza no imucqyw apetrako eo
Izany no fiainana ety
Ho tsofiko amin’izay ary ilay labozia
--------
Link:
