Indry Irery (LEMARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsorororo tso tso tso …Tsorororo tsororo…
Tsorororo tso tso tso oooo…
Tsorororo tsororo…
Tano ny azo fa sarotra ny mila ah
Fa raha any ankafa ianao dia voafilafila
Raha io fitiavana io no hasiana teny yeah !!
Hajao ny an-tena fa ny an’olo tsy homeny
F’izaho mahatsapa f’iray ihany no tiako ee yeah
Io ilay tokako io dia io no hifaliako
Ka na amin’ny mora na amin’ny sarotra hiafiko ee yeah..
Tsy ho atakaloko io tsy ho ampirafiko
Tiko ndry chérie tsy ampisalasalana (e !)
T’es la plus jolie tena feno hatsarana
Io fitsiki-ndry io mitondra hafanana x2
Eo akaiki-ndry eo no maha tamana
Ny tsara tsy ho lany eto ambonin’ny tany
Ekeko kosa nefa tena marina izany
Fa ny ahy indry ihany ,ny ahy indry ihany.
Na maro aza ireo endrik ’Anjely
Ny hanary an-ndry dia sanatria velively
Fa ny ahy indry irery , ny ahy indry irery
Ny tsara tsy ho lany eto ambonin’ny tany
Na mainty io na fotsy na metisse karàna
Fa ny ahy indry ihany , ny ahy indry ihany
Na maro aza ireo endrik’Anjely
Ny hanary an’ndry dia sanatria velively
Fa ny ahy indry irery , ny ahy indry irery
Tiko ndry chérie tsy ampisalasalana (e !)
T’es la plus jolie tena feno hatsarana
Io fitsiki-ndry io mitondra hafanana x4
Eo akaiki-ndry eo no maha tamana
Ny ahy aloha indry irey ihany
Tu es my number one
Ny ahy aloha indry irery foana
Tsy hasiako oe nahoana
Ny ahy aloha indry irery ihany
Tu es my number one
Ny ahy aloha indry irery foana
Ny tsara tsy ho lany eto ambonin’ny tany
Ekeko kosa nefa tena marina izany
Fa ny ahy indry ihany , ny ahy indry ihany
Na maro aza ireo endrik’Anjely
Ny hanary an’ndry dia sanatria velively
Fa ny ahy indry irery , ny ahy indry irery
Tiko ndry chérie tsy ampisalasalana (e !)
T’es la plus jolie tena feno hatsarana x4
Io fitsiki-ndry io mitondra hafanana
Eo akaiki-ndry eo no maha tamana
--------
Lien:
