Fantatro (Landy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa ianao
Te hiova hafa tononkira.serasera.org indray
Ka nanadino foana teo
Ny toky nomenao
Fantatro fa ianao
Efa tofoka laubpohw sy leo
Ka nitady vrgakfoz olon-kafa indray
Mba hiatsampazana

Natakalonao ireo
Akanga tsara soratra
Ny foko manirery
Tsy mba manana atoraka
Ny avair sisa azo atao
De mipitrapitra irery
Ka ny sento no injao
Mitambesatra mameno fo
Sy mankarary an-doha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Landy
Hits : 3534
Likes : 0 Like
Created by : cutie
Date : 17/01/2010 01:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03