Morganne (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy babeko ny zanako izany, avia aty
Aza iiafhh tomany f’izaho eto ihany, hilalao amin-dry
Ndry tononkira.serasera.org anie be ranomaso, izaho efa vizana koa
Sa hihira i Neny? andraso, hira ahoana moa?
Matoria aloha, fa rahampitso indray isika roa hiara-hilalao
Iny hono izy ravorona ô,
Ento manaraka anao...mmmh!
Etsy babeko ny zanako izany, avia hesgwc aty
Aza tomany f’ity vatomamy, eonhrvtq omeko an-dry
Ndry anie be tambitamby, izaho efa vizana koa
Sa hihira i Dada? andraso, hira ahoana moa?

--------
Link: