fitiavana (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha ilay fitiavan’io mbola ve natory
natao tsy hifoha intsony
nahoana no nitairina?
fitia efa zatra niantefa taminao
ninoana tsy ho faty indray
nahoana no nitairina?oh!oh!
nahoan’ianao no nisopatra?
noheverinao fa mety ny misintona sy maka
tononkira.serasera.org fa ataona hoe mitoetra boat eny an-tanan-jazakely
fitioa efa zatra niantefa taminao
ninoana tsy nolrf ho faty nwpkqcd indray
nahoana no nitairina?oh!oh!nahoan’ianao no miangatra?
ninia tsy hijery ny maso,ny loha.Manganohano miandry nu fitiavanao andalo
fitia efa zatra niantefa taminao.noheverinao fa mety ny misintona sy maka ,fa ataonao hoe eny an-tanan-jazakely
dia ilay fitiavan’io

--------
Link: