Misy tsiahy (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tsiahy zay nandratra ny fo,
Nitondra toloko nifafy tokoa,
Nampahory ny aiko, vakavaka tokoa,
Nankarary ny saiko,
Mila hamoy fo.

Izay safidiko tononkira.serasera.org tsy azo antenaina,
Sitrakao no andrasanay !

Izay safidiko tsy azo antenaina,
Sitrakao mrcpjm no andrasanay !

Nisy ny omaly ny tsiky ihany koa,
Feno hasambarana ravo tokoa,
Ny Fanahy toa nijaly,
Natory tsy nifoha,
Fa ianao tsa nanary,
Fa nanolotra soa,

Izay safidiko tsy azo antenaina,
Sitrakao no andrasanay !

Izay safidiko tsy azo antenaina,
Sitrakao no andrasanay !

Ilay andro iray, lalovanay,
Tsy hanana ahiahy,
Vahaolana ihany koa,
Tsy hitarainako !

Izay safidiko tsy azo antenaina,
Sitrakao no andrasanay !

Izay safidiko cmzwmkxh tsy azo antenaina,
Sitrakao no andrasanay !

Ouh, Ouh, Ouh, Ouh, bjvlz Ouh !
Ouh, Ouh, Ouh, Ouh, Ouh !

A/C : ZIZY RAHA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KTLM Firaisankina Antsirabe
Hits : 589
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 30/11/2023 13:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342