Tsy fantatra (Misy mpahary) (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MISY MPAHARY NANAO NY TANY, NY LANITRA KOSA DIA EFA VITANY,
SADY NILAZA : MISIA MAZAVA DIA NISY TOKOA FA TSY NANAHIRANA,

IZAY REHETRA IZAY TAZANA, MAMEROVEROVERO AVOKOA,
NOHARIANA KA NATOLONY, HANJAKA AO TOKOA TOKOA, HANJAKA AO AN-TSITRAPO,

LASA NANJAKA NY HADALÀNA NEFA IZY VOAFIDIN'ILAY MPAMORONA,
TSY NAHATSIARO FA NAFANGARO NY HAJA ARY TENA SY NY ANDRIAMANITRA,
TONGA NY EFITRA BE DIA BE, SAMY NANDALO AVOKOA, NEFA INDRISY FA NY LAPASOA, NAFOY MANDRAKIZAY

TSY HAIKO TSARA IZAY TIANY AMBARA, MBA AVERENO RAHA TOA KA SITRAKAO, ILAY TANTARA IZAY TIANY AMBARA DIA ILAY JESOSY IZAY MATY NISOLO ANAO,
NAFOINY TOKOA NY LAPASOA MBA HO FANAVOTANA, SINGAMBOLON'NY MINIA MANIA
MBA TSY HISY HO VERY ETY, FA HO SAMBATRA HO DORIA,

MISY MPAHARY NANAO NY TANY, NY LANITRA KOSA DIA EFA VITANY, SADY NILAZA : MISIA MAZAVA, DIA NISY TOKOA FA TSY NANAHIRANA

©ILAYNANTENAINY
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KTLM Firaisankina Antsirabe
Hits : 338
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 07/03/2023 08:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0788