Aiza tokoa (KTLM Firaisankina Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza Tokoa Aiza Ianao,
Ry Tsy Foiko Hatrizay
Aiza Tokoa Aiza Ianao
Mitady Anao Fatratra Aho,

Aiza Tokoa Aiza Ianao,
Ry Tsy Foiko Hatrizay
Aiza Tokoa Aiza Ianao
Mitady Anao Fatratra Aho,

Mitady Anao Aho,
Mitady Anao Fatratra, Ilay Aro Sy Heriko
Ianao No Tompoko, Mitady Anao Aho,
Mitady Anao Fatratra,
Ry Tompo Mpamonjiko,
Ianao No Tokiko,

Aiza Tokoa Aiza Ianao,
Ry Tsy Foiko Hatrizay
Aiza Tokoa Aiza Ianao
Mitady Anao Fatratra Aho,

Aiza Tokoa Aiza Ianao,
Ry Tsy Foiko Hatrizay
Aiza Tokoa Aiza Ianao
Mitady Anao Fatratra Aho,

Tsy Izaho Irery Ihany,
No Tiako Ho Eo An-tratranao,
F'ireo Mbola Maizina,
Milofika Hatrany,
Iriako Mba Ho Afaka,
Tsy Ho Vandavandana,
Iangaviako Tokoa Ry Ray,
Izahay Tsy Ankanavaka,

Aiza Tokoa Aiza Ianao,
Ry Tsy Foiko Hatrizay
Aiza Tokoa Aiza Ianao
Mitady Anao Fatratra Aho

Aiza Tokoa Aiza Ianao,
Ry Tsy Foiko Hatrizay
Aiza Tokoa Aiza Ianao
Mitady Anao Fatratra Aho,

Ianao Re Ry Tompoko,
Ianao Irery Ihany,
Iriako Hitantana,
Hatrany Hatrany,
Ireo Tsy Famendrehako,
Hifonako Izany,
Arovy Amin'ny Sandrinao,
Ity Foko Tomany.

La La La La La La La
La La La La La La La
La La La La La La La
La La La La La La La

Aiza Tokoa Aiza Ianao,
Ry Tsy Foiko Hatrizay
Aiza Tokoa Aiza Ianao
Mitady Anao Fatratra Aho

Aiza Tokoa Aiza Ianao,
Ry Tsy Foiko Hatrizay
Aiza Tokoa Aiza Ianao
Mitady Anao Fatratra Aho

A/c : Ktlm Firaisankina
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KTLM Firaisankina Antsirabe
Hits : 543
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 30/11/2023 13:26
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0239