Tsisy atakaloko anao (feat Indira) (Kimil)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
K: Ny olon-tiako indrindra eto an-tany, dia ianao
Masoandro mamiratra amin'ny fiainako ianao
Marary aho raha lavitra anao
Hijaly aho tsy anilanao
Ny fiainako rehetra tsy mety raha vao tsy misy anao.
I: Iha, iha ro tiako ô
Hô, fitiavako an'iha tsy voavily drala ah a a a Na maro mpagnaraty ih i
Na maro mpagnadala ah noof an
Izaho tsy hiala fa efa iha no anjara.
Duo: Anao tiako ô ô ô
Ho anilanao mandrak'izay no tegna fagniriako ô
N'iza n'iza eto ambonin'ny tany tsisy atakaloko anao
Hey iee, ooo, ooo, oooo (x2)
..........
I: Fa matokisa iha tsy ariako ô ô ô
K: Zaho koa mampanantena anao cheriko ô ôôô
Duo: Hiaraka mandrak'izay
Ho mandrak'izay ny fitiavako anao
Ary ho lamban'akoho, faty no hisarahana
Duo: Anao tiako ô ô ô
Ho anilanao mandrak'izay no tegna fagniriako ô
N'iza n'iza eto ambonin'ny tany tsisy atakaloko anao qgjt
Hey iee, ooo, ooo, oooo (x2)
Solo ..........
Duo: Anao tiako ô ô ô
Ho anilanao mandrak'izay no tegna fagniriako ô
N'iza n'iza eto ambonin'ny tany tsisy atakaloko anao
Hey iee, ooo, ooo, oooo
N'iza cxufplsy n'iza eto ambonin'ny tononkira.serasera.org tany tsisy atakaloko anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KimilHits : 10479
Likes : 2 Like
Created by : christophe17
Date : 20/03/2018 21:40