Solika sy Aina (kiady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vohaiko isanandro idiranao ny foko
Ny fiadanana omenao ahy inoako
Ireo toetra tsy mendrika gjpcy omaly hifonako
Ny hasambatra anao no tondrozotra hizorako
Fo sy toetra vaovao atolotro xlogl anao
Omeko anao manontolo ka hanjakao
Fahasambarana azo antoka ny an-tratranao
Isanandro,isanora,isaminitra
hokoloina Ilay fitia tsy ho ritra
Ref:
Tsy haiko intsony ny miaina tsy misy anao
Ianao no solika sy aina mamelombelona ahy izao
efa fantatrao fa tiako ianao,fa haveriko ombieny
Izay hoataoko mbola ho tsapanao, tononkira.serasera.org satria tsy ho ampy ireo teny
Toriako isanandro ny fitiavako anao
Tsy hoe akory fahazarana, na fomba fanao
Fa mampatsiro ny fianana izay fy ifalianao
Ka tena ho ataoko zay rehetra rehetra azoko uirhkxn atao

--------
Link: