Ilay fitia (kiady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fitia

Fo tsy mahalala sasatra
Manambara mizara
Hafanana, hatsarana
Tonga, lafatra
Iombonany avokoa
Na fifaliana, na fahoriana
Fa tokam-po, iray faniriana

Ref:
Na ny omaly, na ny androany, eny rahatrizay
Ilay fitia tsy mba hiova mandrkizay
Lohataona, ririnina, fahavaratra
Izy eo foana, mandava-taona tomaratra
Ilay fita

Fatomaty ilay fanekena
Ho sorona ny tena
Tsy misy ahiahy ,Tsy misy tahotra
Manaja ilay nekena

Ref:
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : kiady
Hits : 113
Likes : 0 Like
Created by : Mozikaly
Date : 04/03/2024 06:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072