Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOSY TSARA (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SOLO: Ankalazaina Ianao
Ry Andriamanitra Tompn'ny lanitra ô
Izao rehetra izao manambara ny hatsaranao
Sy ny halehiben'ny asanao fycuru oh ou oh
Izay asan'ny tananao
No indreto miara-midera Anao
Ilay fiderana nosantarinay tety
Hotohizanay rehefa tonga ary
CHOEUR: Ankalazaina Ianao
Ry Andriamanitra Tompn'ny lanitra ô
Izao rehetra izao manambara ny hatsaranao
Sy ny halehiben'ny asanao oh ou oh
Izay asan'ny tananao
tononkira.serasera.org No indreto miara-medera ny anaranao
Ka ilay fiderana nosantarinay tety
Hotohizanay rehefa tonga ary
(Jesosy tsara e) Jesosy tsara e
(Tiako ny anilanao e) tiako ny anilanao
(Jesosy tsara e) Jesosy tsara e
(Mamiko loatra Ianao) mamiko loatra Ianao
Tiako ny miaraka aminao
Mamiko loatra ny anilanao Jesosy
Tiako ny miaraka aminao
Mamiko loatra ny anilanao Jesosy
qmdv Ankalazaina Ianao
Ry Andriamanitra Tompn'ny lanitra ô
Izao rehetra izao manambara ny hatsaranao
Sy ny halehiben'ny asanao oh ou oh
(Izay asan'ny tananao) Izay asan'ny tananao
No indreto miara-medera Anao
Ka ilay fiderana nosantarinay tety
Hotohizanay rehefa tonga ary
(Jesosy tsara e) Jesosy tsara e
(Tiako ny anilanao) tiako ny anilanao
(Jesosy tsara e) Jesosy tsara e
(Mamiko loatra Ianao) mamiko loatra Ianao
Tiako ny miaraka aminao
Mamiko loatra ny sqphtf anilanao Jesosy
Tiako ny miaraka aminao
Mamiko loatra ny anilanao Jesosy
Ambaranay ho re eran-tany ny asanao
Ry Andriamanitra Tompo sady Mpanjaka lehibe
Izao rehetra izao miara-mankalaza Anao
Hohirainay mandrakizay
Fa tsara Ianao

T&F: Lalao ANDRIAMAHANDRISOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KEROBIMA ANKATSOHits : 4085
Likes : 0 Like
Created by : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 23/05/2019 13:23