FITIAVAN'I JESOSY (KEROBIMA ANKATSO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifankatiava e, antsika jiabyHoy Jesosy, Izay tsy mahafoy
Nanolotra ny ainy noho ny fitiavany antsika
(Mifankatia), izany no didy
Ny hafatra omeny e, aza ariana
Ny fitiavany ihany e, no tena ambony
Ambony indrindra sy tsy manam-petra
(Ka tadidio), mampiriaria
Zoky e, isika tsy maintsy manoa
Zandry e, isika tena mpankato
Raisonao ny tanako
Mila anao aho mba hifankatia
Sy hifandefitra amin'ny fiainana
Zoky e, isika tsy maintsy manoa
Zandry e, isika tena mpankato
Raisonao ny tanako
Mila anao aho mba hifankatia
Sy hifandefitra amin'ny fiainana
Fitiavany, fitiavany
T&F: Haja ANDRIAMBELO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KEROBIMA ANKATSOHits : 1645
Likes : 0 Like
Created by : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 23/05/2019 08:56