ANDASKA (KEROBIMA ANKATSO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andasaka rô aba, andaska rô endry
Ka mangataka andro koa marô
Sao hanegny agny am-parany
Tsy hisy koa mangahy gne fibebaha

Andasaka rô aba, andaska rô endry
Ka mangataka andro koa marô
Sao hanegny agny am-parany
Tsy hisy koa mangahy gne fibebaha

Andaska eky hivavaky
Andaska ngahy tsy ho latsaky
Andaska eky hivavaky
Andaska ngahy tsy ho latsaky

Andaska anao rô aban'ny raha 'ty
Andaska anao rô endrin'ny raha roa
Andaska anao sa zoky hivavaky
Tsy hanegny anao am-parany

Andaska anao rô aban'ny raha 'ty
Andaska anao rô endrin'ny raha roa
Andaska anao sa zoky hivavaky
Tsy hanegny anao am-parany

                      T&F: R.H. Ludovic
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KEROBIMA ANKATSO
Hits : 1903
Likes : 0 Like
Created by : Herizo ANDRIANAIVO
Date : 23/05/2019 08:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771