Voakazo voarara (Kafa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matimaty tamin-dry akia hoa izaho hatram'izay
Vorona azon'adala
Dia kdukf matimaty tamin-dry akia hoa izaho hatram'izay
Mmmmhhhh maty e !
[Dia ninonino quzpcla foana teny, mbola nanaiky tam'ireny,
Dia saro-piaro be ery, tsy mba nampirafy an-dry] x2
Fa ny mba nahavariana akia d(ia) ny fahaizan-dry mihala sirika
Fangala-pihery hafa kely
Fa ny rihcdz mba nahavariana akia d(ia) ny fahaizan-dry mihala sirika
Vita vao afa-po
[Tsy mba tratra nampirafy, tononkira.serasera.org tsy mba tratra nanamafy,
Dia sanatria ohatran'ny Anjely, hay niompy 'lay satana kely]x2
Fa voankazo ohatran'inona akia iny voateliko iny,
Sao dia mba voakazo voarara ?
Fa voankazo ohatran'inona akia iny voateliko iny ?
Mifamitaka tsy tsara
[Nanontany aho fa mandainga ianao, miova foana 'zay voalazanao,
Ô ry foko io rohay, fa mikasa hamadika ahy.] x2

--------
Link: