TAHAKA NY DIERA (Jordana sy Zoara ( G.A.E ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tahaka ny diera maniry
Ny rano an'ony (rano an'ony)
Ny fanahiko mikiry
Tsy mba mety mitony
Ny hetahetako anao ry Ray
Dia tcxxgu tsy hay tohaina (Tsy hay tohaina)
Ny fanahiko mangahiahy
Mila Anao Ranon'aina
Rahoviana re
Rahoviana no ho eo anatrehanao ry Ray
Isan'andro aho e
Isan'andro aho mifika ranomaso ny fanahy
Ny liona tanora aza moa
Raha tsy ampy hanina (tsy ampy hanina)
Dia trotraka sy voa
Potraka sy fanina
Ny ohcpjivj hetahetako anao ry Ray
Dia tsy hay tohaina (Tsy hay tohaina)
Ny fanahiko mangahiahy
Mila Anao Ranon'aina
Rahoviana re
Rahoviana no ho eo anatrehanao ry Ray
Isan'andro aho e
Isan'andro aho mifika ranomaso ny fanahy
Ny hetaheta Anao
Ny hetaheta Anao tsy hay tohaina tsy hay tononina
Faniriko Anao, faniriko Anao tsy hay visaina tsy uwiikq tononkira.serasera.org hay kobonina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jordana sy Zoara ( G.A.E )Vangy : 1985
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tolorana
Daty : 04/12/2012 02:16