Fahatsiarovana (Jon Mos)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miverina ato an-tsaiko
Ka mameno ny fiainako
Reo fahatsiarovana anao rehetra taloha
Ilay voninkazoko
Izay nandravaka ny androm-piainako
Toa manembona ahy fôna iqxe ato am-poko
Dia lasa ianao ka nandao ahy izao
Ka izaho irery no navelanao
Hanohy ty fiainana..
Ref:
Iriako eny hitoetra eto indray
Ilay fitiavantsika natao ho iray
Fitiavako nomeko anao
Manantena dawsptx aho fa indray andro any
Hisolo hafaliana ilay tomany amin'izay
Fa toy ny masoandroko ianao
Nanazava ny androm-piainako
Ireo toloko sy alahelo ny fo
Tsaroako ihany tononkira.serasera.org koa ireo lasa sy ireo dinam-pitia
Izay nataontsika hoe ho doria
Malahelo anao aho izao
Ka mahatsiaro lavitra anao
Veloma mandrakizay
yeah! yeah! yeah!
Ref..
Bridge:
Masoandro nandrandraiko hiposaka ho ahy
Toa rahomainty fona no hitako hatrizao alhvh noho ianao
Mino anefa aho fa mbola ho avy
Ilay andro iray izay tsy maintsy hiaonantsika indray
Ary ho mandrakizay...(Refrain)
JON MOS
©2016
Ka mameno ny fiainako
Reo fahatsiarovana anao rehetra taloha
Ilay voninkazoko
Izay nandravaka ny androm-piainako
Toa manembona ahy fôna iqxe ato am-poko
Dia lasa ianao ka nandao ahy izao
Ka izaho irery no navelanao
Hanohy ty fiainana..
Ref:
Iriako eny hitoetra eto indray
Ilay fitiavantsika natao ho iray
Fitiavako nomeko anao
Manantena dawsptx aho fa indray andro any
Hisolo hafaliana ilay tomany amin'izay
Fa toy ny masoandroko ianao
Nanazava ny androm-piainako
Ireo toloko sy alahelo ny fo
Tsaroako ihany tononkira.serasera.org koa ireo lasa sy ireo dinam-pitia
Izay nataontsika hoe ho doria
Malahelo anao aho izao
Ka mahatsiaro lavitra anao
Veloma mandrakizay
yeah! yeah! yeah!
Ref..
Bridge:
Masoandro nandrandraiko hiposaka ho ahy
Toa rahomainty fona no hitako hatrizao alhvh noho ianao
Mino anefa aho fa mbola ho avy
Ilay andro iray izay tsy maintsy hiaonantsika indray
Ary ho mandrakizay...(Refrain)
JON MOS
©2016
--------
Link:
